voafidinao (Chorale Taratr'i Maria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy tanteraka aho, Tompo o
Tsy lxnnwvpl lavorary iii
Tsy fanaperana akory aho
Nefa voafidinao, tao anatin'ny maro
ooo ooo ooo
Voafidinao aho hitory ny hafatrao e
Voafidinao aho hanohy ny asanao e
Ho mpanarato tdfplmr ho mpanarato olona
Tompo oknej o, inty aho, fa miantso ahy ianao
Tena tsy mendrika aho, Tompo o
Tsinotsinona akory
Tena mpanota anie aho
Nefa voafidinao, mba ho mpiandry ireo ondry
Nantsoinao ho pretra ho tononkira.serasera.org relijiozy ho lahika mafana fo
Tsy lxnnwvpl lavorary iii
Tsy fanaperana akory aho
Nefa voafidinao, tao anatin'ny maro
ooo ooo ooo
Voafidinao aho hitory ny hafatrao e
Voafidinao aho hanohy ny asanao e
Ho mpanarato tdfplmr ho mpanarato olona
Tompo oknej o, inty aho, fa miantso ahy ianao
Tena tsy mendrika aho, Tompo o
Tsinotsinona akory
Tena mpanota anie aho
Nefa voafidinao, mba ho mpiandry ireo ondry
Nantsoinao ho pretra ho tononkira.serasera.org relijiozy ho lahika mafana fo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Taratr'i MariaVangy : 680
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ainapremier
Daty : 28/12/2023 08:07
