Fitiavana Kely (Erick Manana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fihetsika nampihodivitra
Lamba nielatra monja
Hanitra nentin’ny rivotra
Fitopan’ny zipo manonja.
gmmzpdm Fitiavana kely nisisika
Fitiavana kely tsy levona
Toa zavatra manitikitika
akvjfcx Toa sery nirina hampihevina
dpwne Kinanjo nampiditra angano
Tonga afo tsy matin’ny rano.
Maso miherika tononkira.serasera.org foana,.
Tsiky niantefa tsy fidy
Eritreritra sendra tsaroana
Toa votsy mampangidihidy.
Lamba nielatra monja
Hanitra nentin’ny rivotra
Fitopan’ny zipo manonja.
gmmzpdm Fitiavana kely nisisika
Fitiavana kely tsy levona
Toa zavatra manitikitika
akvjfcx Toa sery nirina hampihevina
dpwne Kinanjo nampiditra angano
Tonga afo tsy matin’ny rano.
Maso miherika tononkira.serasera.org foana,.
Tsiky niantefa tsy fidy
Eritreritra sendra tsaroana
Toa votsy mampangidihidy.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Erick MananaVangy : 18882
Mpankafy : 3 Ankafizo
Nampiditra : Heriniaina
Daty : 21/10/2001 22:10
