Nanosotra ahy (Groupe Ny toa azy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref
Nanosotra ahy hitory teny soa
Amin’ ny malahelo Ianao Jesoa
Andeha tsisy ahiahy
Tarihin’ ny Fanahy
Manerana ny tany hatrany am-parany any

Izay taona maro izay nomenao ry Ray
Nidera Anao tokoa nitory teny soa
Nampiasaina lqdwmm avokoa natao tamin’ ny fo
Talenta avy Aminao mitohy hatramizao
Tsapanay tokoa ny fitahianao
Amizay rehetra qpuay atao eo Ianao
Nosedraina daholo ny tany sy ny tontolo
Nahitana wtcc soa ny ratsy ihany koa

Ref

Hira no atao fisaorana Anao
Nitahy sy nanome ity andro lehibe
Matoky Anao hatrany tsy hisy fiafarany
Ny andronay rehetra ho Anao tsy misy fetra
Fanahy Masina hitari-dalana
Hahatafita tsara izay tianao ambara
Ny tononkira.serasera.org sandrinao hiaro ho an ’ny taona maro
Hahatontosa ny adidy miavosa

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Groupe Ny toa azy
Hits : 1014
Likes : 0 Like
Created by : Sitrakaandraina
Date : 26/10/2023 13:54
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0115