Bon Voyage (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Bon Voyage
Raha mba niainga e!!
Raha mba niainga tany aminay izahay e!!
Dia voatso-drano e!
Voatsodranon'ny Ray aman-dReny izahay
a! ka mahaleova a!
Maleova sy malasana ianareo
a! ka jereo tsara e!
Jereo tsara ny làlana alehanareo e!
a! ka misy qigt ireo namana a!
Misy ireo namana ody ho namanareo e!
a! ka tsitsio tsara e! }
Tsitsio tononkira.serasera.org tsara ny vatsy izay hoentinareo e!
a! ka misy ireo fitaka baqaafqi
Misy ireo fitaka efa miandry anareo
A! ka ykmzco Bon voyage e!
Bon Voyage sy bon courage ianareo e !
Raha mba niainga e!!
Raha mba niainga tany aminay izahay e!!
Dia voatso-drano e!
Voatsodranon'ny Ray aman-dReny izahay
a! ka mahaleova a!
Maleova sy malasana ianareo
a! ka jereo tsara e!
Jereo tsara ny làlana alehanareo e!
a! ka misy qigt ireo namana a!
Misy ireo namana ody ho namanareo e!
a! ka tsitsio tsara e! }
Tsitsio tononkira.serasera.org tsara ny vatsy izay hoentinareo e!
a! ka misy ireo fitaka baqaafqi
Misy ireo fitaka efa miandry anareo
A! ka ykmzco Bon voyage e!
Bon Voyage sy bon courage ianareo e !
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MahaleoVangy : 20213
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 15/11/2005 19:39
