Velirano (Olombelo Ricky)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mampamangy, mampamangy,
Izay ’zany ilay hafatra e.
Mampamangy, mampamangy,
Isika tsy iray lalana e.

Vohizo qimcxy irery ny fiainanao,
Tsy afaka hiaraka cxcv e
Tohizo ejynxv irery ny làlanao,
Tsy afaka tononkira.serasera.org hiaraka e

Velirano, velirano
Very ilay rano

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Olombelo Ricky
Vangy : 5954
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 10/03/2003 20:04
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0176