Velirano (Olombelo Ricky)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mampamangy, mampamangy,
Izay ’zany ilay hafatra e.
Mampamangy, mampamangy,
Isika tsy iray lalana yzukhgew e.

Vohizo uepwnk irery oiiy ny fiainanao,
Tsy afaka hiaraka tononkira.serasera.org e
Tohizo irery ny làlanao,
Tsy afaka hiaraka e

Velirano, velirano
Very ilay rano

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Olombelo Ricky
Vangy : 6017
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 10/03/2003 20:04
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0154