MALAHELO (Tselatra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MALAHELO
Malahelo aho fa hody ianao rahampitso
Hilaozanao izany ity tanana
Rahoviana indray vao hifankahita
Malahelo aho fa mahatsiaro ho very
réf : Lasa ianao fa tsy tamana
tononkira.serasera.org Nilaozanao ity tanàna
Lasa ujdfy dila fa tsy tana
Tavela irery ka tomany
Iza indray izao no ho namako
Hitafako sy mba hilalaovako
Maharary ity fokoa manirery
Mahatsiaro anao ry akama tena favy é !
réf : Iza indray izao no havako
Hitafako sy mba hiresahako
quclq Marary ity foko manirery
jnbfy Malahelo anao ry akama tena tiako
tselatra
Eric / Zafera
RAMANARIVO Andry Eric
( album Rainay ô ! )
Malahelo aho fa hody ianao rahampitso
Hilaozanao izany ity tanana
Rahoviana indray vao hifankahita
Malahelo aho fa mahatsiaro ho very
réf : Lasa ianao fa tsy tamana
tononkira.serasera.org Nilaozanao ity tanàna
Lasa ujdfy dila fa tsy tana
Tavela irery ka tomany
Iza indray izao no ho namako
Hitafako sy mba hilalaovako
Maharary ity fokoa manirery
Mahatsiaro anao ry akama tena favy é !
réf : Iza indray izao no havako
Hitafako sy mba hiresahako
quclq Marary ity foko manirery
jnbfy Malahelo anao ry akama tena tiako
tselatra
Eric / Zafera
RAMANARIVO Andry Eric
( album Rainay ô ! )
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TselatraVangy : 11802
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ravatorano
Daty : 10/12/2003 20:35
