Ampidiro aloha ny tenimiafina
MALAHELO (Tselatra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MALAHELO
Malahelo aho fa hody ianao rahampitso
Hilaozanao izany ity tanana
Rahoviana indray vao hifankahita
Malahelo aho fa mahatsiaro ho very
réf : Lasa ianao fa tononkira.serasera.org tsy tamana
Nilaozanao jwzef ity tanàna
Lasa dila fa tsy tana
Tavela irery ka tomany
Iza indray izao no ho namako
Hitafako sy mba hilalaovako
Maharary ity fokoa manirery
Mahatsiaro anao ry akama tena favy é !
réf : Iza indray izao no havako
kazlnnk Hitafako sy mba hiresahako
Marary ity foko manirery
Malahelo tbzjmb anao ry akama tena tiako
tselatra
Eric / Zafera
RAMANARIVO Andry Eric
( album Rainay ô ! )
Malahelo aho fa hody ianao rahampitso
Hilaozanao izany ity tanana
Rahoviana indray vao hifankahita
Malahelo aho fa mahatsiaro ho very
réf : Lasa ianao fa tononkira.serasera.org tsy tamana
Nilaozanao jwzef ity tanàna
Lasa dila fa tsy tana
Tavela irery ka tomany
Iza indray izao no ho namako
Hitafako sy mba hilalaovako
Maharary ity fokoa manirery
Mahatsiaro anao ry akama tena favy é !
réf : Iza indray izao no havako
kazlnnk Hitafako sy mba hiresahako
Marary ity foko manirery
Malahelo tbzjmb anao ry akama tena tiako
tselatra
Eric / Zafera
RAMANARIVO Andry Eric
( album Rainay ô ! )
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TselatraVangy : 11987
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ravatorano
Daty : 10/12/2003 20:35
