Tsara tena tsara (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsara tena tsara ny mankalaza ny Ray Tsitoha
Fa afa-mamoaka rakitra tsara izay vokatry ny fo
Feo fifaliana tononkira.serasera.org manako hatrany an-danitra
Amboaram-peo, dia feo fihobiana ho an'Andriamanitra
Fenoy fiderana ny Tompo vudqm ny andronao
Fa mamiratra ao am-ponao Jesoa
Ireo malahelo sy kivy mba hizarao
Fifalina masina mba ho ravo fo
Tsara tena tsara ...
Ny fanahy ravo mahita fiadanana
Loharano velona ao i Kristy
Fa hywnnc sambatra ireo izay mizara amin'ireo namana
Fa decvimfw an-danitra any ny valim-pitia
Tsara tena tsara
Tsara !!!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GAFLIVangy : 1883
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Solofomandimby
Daty : 22/05/2020 17:44