Tsara tena tsara (GAFLI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsara tena tsara ny mankalaza ny Ray Tsitoha
Fa afa-mamoaka rakitra tsara izay vokatry ny fo
Feo fifaliana manako hatrany an-danitra
Amboaram-peo, dia tononkira.serasera.org kbfzmgzd feo fihobiana ho an'Andriamanitra

Fenoy fiderana ny Tompo ny kwukll andronao
Fa mamiratra ao am-ponao Jesoa
Ireo malahelo sy kivy mba hizarao
Fifalina masina mba ho ravo fo
        Tsara tena tsara ...

Ny fanahy ravo mahita fiadanana
Loharano velona ao i Kristy
Fa sambatra ireo izay mizara amin'ireo namana
Fa an-danitra any ny valim-pitia
jrtf        Tsara tena tsara

Tsara !!!

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0241