MANINA (Tempo Gaigy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rehefa nantsoikotsoiko ny anarany
Niherikerika izy ny farany
Tsy hay ny ao ampony mangina an
Rehefa nantsoitsoiko ny anarany
Niherikerika izy ny farany
Taitra aho sady variana an ! ???

Rehefa nantsoikotsoiko ny anarany
Niherikerika izy ny farany
Tsy hay ny ao ampony mangina an
Rehefa nantsoitsoiko ny anarany
Tsy haiko izay tena tantarany
Na misy na tsy misy olotiana

(Ilay foko mitempo mangina an! ??
Amin'ny alina tsy misy hatoriana, miantsoantso mba iza ilay tiako ?
Ny foko mitempo mangina an !??
Manotany isan'andro² tsy mety mitsahatra tsy mety mionina)2x

(Manimanina anao foana aho 2x
Manimanina na dia tsy mbola akaikiny foko anilako ianao e
Manimanina anao foana aho 2x
Zah moa mba iza tsy tompon'ny ampitso tsy afaka ny handidy anao.)2x

Mahatsiaro ny any antanana zah
Mahatsiaro ireo bandy akama mampirisika isan'kariva
Tsy hitako izay ho lazaina, mitsiriritra aho mahita ny hafa
Mampiaraka rehefa madiva

Efa maro ny fianakaviana
No mametraka fanotaniana
Mba iza ary ilay olotiako an
Tsy hitako izay ho lazaina
Ny ahy ihany koa anie mba faniriana
fa tsy tokony avy any ahoriana an


Ilay foko mitempo mangina an! ??
Amin'ny alina tsy misy hatoriana, miantsoantso mba iza ilay tiako ?
Ny foko mitempo mangina an !??
Manotany isan'andro² tsy mety mitsahatra tsy mety mionina

Ilay foko mitempo mangina an! ??
Amin'ny alina tsy misy hatoriana, miantsoantso mba iza ilay tiako ?
Ny foko mitempo mangina an !??
Manotany isan'andro² tsy mety mitsahatra tsy mety mionina

Manimanina anao foana aho 2x
Manimanina na dia tsy mbola akaikiny foko anilako ianao e
Manimanina anao foana aho 2x
Zah moa mba iza tsy tompon'ny ampitso tsy afaka ny handidy anao.

Manimanina anao foana aho 2x
Manimanina na dia tsy mbola akaikiny foko anilako ianao e
Manimanina anao foana aho 2x
Zah moa mba iza tsy tompon'ny ampitso tsy afaka ny handidy anao.

Manimanina anao foana aho 4x

Manimanina anao foana aho 2x
Manimanina na dia tsy mbola akaikiny foko anilako ianao e
Manimanina anao foana aho 2x
Zah moa mba iza tsy tompon'ny ampitso tsy afaka ny handidy anao.
--------
Rohy:
Hevitra
H_Eric ( 18/05/2019 15:32)
mba tiako dia nadikako. Mazotoa mihira e
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tempo Gaigy
Vangy : 1427
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : H_Eric
Daty : 19/05/2019 11:25
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0782