Hevitra momba an'i Tempo Gaigy

Hiverina amin'ny Tempo Gaigy Hampiditra hevitra
tahiana.dafy2015 ( 01/05/2017 09:21)
Bonjour les groupes Tempo Gaigy ! Raha amiko manokana aloha dia tiako be daholo ireo hira nahafantarana anareo rehetra rehetra, misy ireo hira efa taloha toy ny "Ranomaso efa ritra", "Nofy tsy tanteraka", "Ramose tatanta", "Cousin-Cousine", sns... Ary koa ireo hira vaovao toy ny "Ananako vola" sy ny "Bye bye" fampiaraham-peo miaraka amin'i Khélène. Mbola 4 ianareo hatramin'izao?
Tahiana
Belle ( 20/10/2007 04:24)
ho tsara kokoa ny lazan'ny tarika tempo gaigy rehefa tsy manararaotra ny hatsembohan'ny tarika vehivavy miaraka aminy ny lehibeny!
mboladefrance ( 10/07/2007 01:26)
rehefa makaty france nareo dia mandalova aty amiko!

fanintsiana: "Dina, tadidinao ve Nova" fa diso ilay anarana lasa hoe dian! azafady
mboladefrance ( 10/07/2007 01:22)
Popol! tadidinao ve zahako? Iza ary? valio hahako dia lazaiko aminao! fa gaga be zao enao hoe tao mbola tadidiko foana...! Faniry tadidinao ve Lova vavy any Bira? Dian, tadidinao ve Nova? Popol tadidinao ve za?
dupouyfab ( 07/01/2006 16:28)
ny fiangaviako kosany aloha dia ny fiverenanareo hihara hira @tarika unik eh,tena tsra miaraka ianareo .sady nilay angeha ny fiarahanareo taloha sy ireny vazo.aleoko ny hiranareo taloha toy izay.......... ka ahoana?
erictheboy13 ( 05/01/2006 22:22)
Ces un groupe fantastique.Tempo GaIgY
kotokala ( 20/04/2005 09:08)
Bonne fête Lova omaly e! nanahoana ny fety e, revy be de fety be zany a!
miandry ny arrivée n'ny volume 5 ndray zany e
kotokala ( 04/04/2005 18:17)
tsara be le hira vaovao e! milay ry zalahy a! misaotra e
tifatempo ( 08/01/2005 09:38)
Dia faly miarahaba ny mpanka-fy Tempo Gaigy,ary mbola miarahaba ny tarika Tempo sy ny equipe-ny.
Tratrany taona 2005 daholo eee!dia mahaiza manka-fy ny vazo ny Tempo Gaigy.
Fanambinana sy fahasalamana hoany Tempo Gaigy sy mpanka-fy azy,ity taona ity,ho ela velona anie ny group,ary hitombo ny mpanka-fy.
fiaritiana ( 07/01/2005 17:12)
bonne annee ry tempo gaigy a , dia reo mpakafy azy koa e
lea ( 05/12/2004 14:04)
moi aussi je me demande pourkoi ils ne viennent toujours pas en France.il ne faut pas tarder,tout le monde vous attend!
kotokala ( 02/12/2004 18:53)
tena tsara be daholy ny hiranareo sy ny clip e
ary le clip vaovao rahoviana? mba ilazao vaovao izahay mpankafy
ay, arahabaina i Popol joyeux anniversaire, tara fa zany hoe aleo tara toy izay tsy misy ko. miala tsiny @ fahatarana
leonardodicaprio ( 27/10/2004 15:31)
misôtra anareo 4miral aloha ee!
ary enga anie ka mba hitohy hatrany ny famoronana ny album syny hira.
Izaho alo de tena ao anatiny mankafy,na inona ny hira vaovao mivôka,dia hafa ihany Tempo Gaigy,mba tongava aty france letsy ee!
Izany ka tena vazo!
Ny tanora mankafy,ny antitra aza faly ery!
veloma ra Dina,Lova-love,Popol ary ra-Faniry .mankafy ny olon-drehetra eee!
bogosssy ( 26/10/2004 16:32)
oooaoooh!zany ka tena mpihira.
izaho aloha tena adala ny hirany tempo ee!
omeko bisous daholo enareo manka fy,ary tena faly be aho fa miaraka mankafy isika ok!
hafa ihany letsy ny tempo a!
izany ka vazom-pitiavana
jpeg ( 17/10/2004 08:52)
ao @ forum art et culture; musique wanadoo.mg misy vao2 betsaka momba ny tempo gaigy
fiaritiana ( 17/09/2004 13:03)
tempo gaigy a vao maika tena miditra lalina mihitsy ny sentiment anareo an mba omeo hiran ilay efatra andro iny aho raha tsy mahadiso hay tiako be mihitsy tsy miala aminareo fiaritiana c est toujours le premier
fiaritiana ( 11/08/2004 17:45)
mpihira malaza fantatra tamin ilay hira hoe bouli bouli za tena fan an i tempo gaigy milay be daholo ny hirany hatramin izao vol 4 izao tena milay daholo ohatran za mihitsy no nanaovany an ireny ok tohizo fa milay be ry tempo gaigy malala dia aza misarasaraka izany hoy aho fa na lavitra aza aho ity am posiko ity foana ny cassette nareo e
jerico ( 08/07/2004 16:19)
Izaho aloha dia anisany mankafy ny Tempo Gaigy,indrindra ilay vol.4 misy ilay hira hoe,ora 1tsy verina,ny ranomaso efa ritra,nofy tsy tanteraka,mankafy hatrany ny aty,ary maninona ry zareo tsy mandeha aty France mba manao Spectacle?Na hoatrinona ny billet d'entre tsy maintsy present ny anarako
Izay aloha fa saika hadinoko eto marseille izahay no mipetraka.Veloma ianareo 4miral,dia mamorona vol.5 fa tena m'lay be.
mirah ( 22/05/2004 11:14)
teraka tamin'ny 19avril 1979 i Lova L
ny jeu vidéo no tena ankafizin'i Popol ndrindra .
mirevy sy miala voly toy ny rehetra izy ireo.
mankafy ny rap koa izy na dia tsy tian'ny mpiondana aza
mirary soa ho azy ire ny tenako
mirah ( 22/11/2003 05:16)
teraka tamin'ny 13septembre1978 iFaniry,11nov i Popol1979 ,18octobre i Dina1982
samy avy any Antsirabe ry zareo
samy tao anatin'ny NYNUK (izay mpadihy moa io tarika io )ry Faniry sy Popol ary i Lovalove taloha ary i Dina kosa mpanao an'irony FreeStyle irony
raha mbola te ahafantatra misy² ko² dia manorata aty amiko
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1777