SARATIANA (ZO OMEGA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Saratiana anie izany tononkira.serasera.org foko vao nilaozanao
Ny alahelo sy toloko no mikiky ahy hatrizao
O!ô!ô! Toa tsy ho tanty izany embona anao
Manina anie ny aty ka mba tsidiho, vangio ry tiana ô!
Malahelo anie zato foko saratiana
Ry tsy foiko ô! jlivfx ry aaefte lalaiko ô! modia!
Lavitry ny maso anie lavitry hume ny fo
Ny hahita anao no masaka ao an-doha
Sao ianao variana an-tanin'olona
Ka hafoy ve ty akany nahabe!
TOP 16 - 1991
A/C: Zo Oméga

--------
Rohy: