You are here: home > Tononkira > ZO OMEGA

LAY MARAINA VAOVAO (ZO OMEGA)

Mbola ho avy 'lay maraina vaovao
Ho ahy sy ho anao
Miovaova 'zao fiainana izao
Raha mbola eto an-tany

Indray mandeha no manta vary ve
Dia handevin-tsotrobe
Mijoroa ka mTsiky dia ampyahereza hatrany
Aza kivy, mahareta foana fa...

Mbola ho avy 'lay maraina vaovao
Ho ahy sy ho anao
Mbola hisy hazavana lehibe
Ho anao sy ho ahy

Auteur: Zo Oméga
Compositeur: Vévé
Arrgt: Vévé

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : ZO OMEGA
Mpamaky : 1594
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : zoomega
Tamin'ny : 02/07/2013 09:38:02
ID : 6340

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo