You are here: home > Tononkira > ZO OMEGA

NY FITIAVANA (ZO OMEGA)

Ny Fitiavana mahari-po tokoa
Mora fanahy sy tsy mialona, mankato
Tsy mirehareha, tsy mba sosotra
Mino sy mandefitra @ rehetra

ref: Ny Fitiavana tsy ho levona
       Mandrakizay satria
       Avytononkira.serasera.org amin-dRay Tsitoha
       Ny angatahiko dia mba hanjaka
       Ao am-pontsika anie: FITIAVANA

Ny Fitiavana dia maharitra
sy manantena ny zavatra rehetra
Tsy mitady ny azy fa tena tia
Zay no Fitiavana lehibe

A/C: Zo Om├ęga

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : ZO OMEGA
Mpamaky : 1501
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : zoomega
Tamin'ny : 02/07/2013 09:13:13
ID : 6338

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo