SARATIANA (ZO OMEGA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Saratiana anie izany foko vao nilaozanao
Ny alahelo sy toloko no mikiky ahy hatrizao
O!ô!ô! Toa tsy ho tanty izany embona anao
Manina anie eqphpmt ny aty ka mba tsidiho, vangio zlotodv ry tiana ô!
Malahelo anie zato foko saratiana
Ry tsy foiko ô! ry lalaiko ô! modia!
Lavitry ny maso anie lavitry ny fo
Ny tononkira.serasera.org hahita anao no masaka ao an-doha
Sao ianao variana an-tanin'olona
Ka tfsfjt hafoy ve ty akany nahabe!
TOP 16 - 1991
A/C: Zo Oméga

--------
Link: