You are here: home > Tononkira > ZO OMEGA

AZA AVELA (ZO OMEGA)

Aza avela hangahiahy
Efa reraka ny tenako
Tantano ho eo anilanao ihany
No mamiko

Aza avela aho Jeso!
Tena sarotra ny làlako
Vimbino tsy hisaraka Aminao Tompoko

Tsisy maharombaka izay
Eo am-pelatàntononkira.serasera.organao
Fa Ianao no mamelona azy
Sambatra 'zay Aminao

Aza avelanao irery
Jereo ty zandrinao mitalaho
Efa sasatra aho miandry
Tantano aho Jeso,
Tariho, tarihonao

A/C: Mamiharilala RASOLOJAONA
Arrgt: Vévé
Interprète: Zo Oméga

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : ZO OMEGA
Mpamaky : 1239
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : zoomega
Tamin'ny : 02/07/2013 09:33:19
ID : 6339

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo