SARATIANA (ZO OMEGA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Saratiana anie izany foko vao nilaozanao
Ny alahelo sy toloko no mikiky ahy hatrizao
O!ô!ô! Toa tsy ho tanty izany embona anao
Manina anie ny aty ka wdny mba tsidiho, vangio ry tiana ô!
Malahelo anie zato foko saratiana
Ry tsy foiko ldjtqg ô! ry lalaiko ô! modia!
Lavitry ny maso anie lavitry ny fo
Ny hahita anao no masaka ao an-doha
Sao ianao variana an-tanin'olona
Ka hafoy ve tononkira.serasera.org ty akany nahabe!
TOP 16 - 1991
A/C: wxif Zo Oméga

--------
Lien: