BABO (ZO OMEGA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hatrizay ela izay dia nangina ilay fitia
Nokoboniko ho ahy
Tsy mba nisy nankafy
Nefa izao toa mahagaga fa niova izany
Ilay tononkira.serasera.org fo 'zay tsy niraika dia babo ihany
Indro uawej àry, f'efa resinao tokoa
hfeeo Toy ny vary tsy mahalala hafa-tsy ny rano
Ka ucssovub aza lavinao fa mba ekeo ilay fitiavako anao
Ireo toetrako izay tsy tianao ahitsio
Foiko mba hovànao fa tsy misy afeniko
Ilay foko tsy ho an'iza fa ho anao
Ny halemeko mba rakofy ny fitiavanao
Ka inty aho ho anao, ary ianao ho ahy ho mandrakizay
Ka ny fo sy fanahy hiaraka hifandray
Ho mandrakizay
Auteur: Zo Oméga
Compositeur: Vévé
Arrgt: Vévé

--------
Lien: