BABO (ZO OMEGA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hatrizay ela izay dia nangina ilay fitia
Nokoboniko ho ahy
Tsy mba nisy nankafy
Nefa izao toa mahagaga fa niova izany
Ilay fo 'zay tsy niraika dia babo ihany
     Indro àry, f'efa resinao tokoa
     Toy ny vary tsy mahalala hafa-tsy ny rano
     Ka aza lavinao fa mba ekeo ilay fitiavako anao
Ireo toetrako izay tsy tianao ahitsio
Foiko mba hovànao fa tsy misy afeniko
Ilay foko tsy ho an'iza fa ho anao
Ny halemeko mba rakofy ny fitiavanao
Ka inty aho ho anao, ary ianao ho ahy ho mandrakizay

Ka ny fo sy fanahy hiaraka hifandray
Ho mandrakizay

Auteur: Zo Oméga
Compositeur: Vévé
Arrgt: Vévé
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : ZO OMEGA
Visites : 3665
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : zoomega
Date : 02/07/2013 10:47
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0774