You are here: home > Tononkira > ZO OMEGA

SARATIANA (ZO OMEGA)

Saratiana anie izany foko vao nilaozanao
Ny alahelo sy toloko no mikiky ahy hatrizao
O!ô!ô! Toa tsy ho tanty izany embona anao
Manina anie ny aty ka mba tsidiho, vangio ry tiana ô!
Malahelo anieTsiky dia ampy zato foko saratiana
Ry tsy foiko ô! ry lalaiko ô! modia!

Lavitry ny maso anie lavitry ny fo
Ny hahita anao no masaka ao an-doha
Sao ianao variana an-tanin'olona
Ka hafoy ve ty akany nahabe!


TOP 16 - 1991
A/C: Zo Oméga

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : ZO OMEGA
Mpamaky : 1595
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : zoomega
Tamin'ny : 02/07/2013 10:00:15
ID : 6341

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo