Ry tanora bikàna (Wilson Rasamoelijaona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry maro qajac tanora andeha re zahao
Fa hitan’ny ruxqqsh maso xkiamez fadio ho anao
Ny saina sy fo dia ampanjakao
Kanefa mbola ho adinina ianao

Ry maro zatovo mpandeha mikoràna
Asaivo miliba ny hatanoràna
Ka aoka hifoha rehefa tsy ho tana
Kanefa henoy ry zaza mpanjeny
Fa havotana lafo izy ireny

Ry tanora bikàna toa miendrika anjely
Ny fanahin’olona no ataovy modely
Kanefa rehefa mipaika ilay ora
Tsy maintsy tsemboka ianao ry tononkira.serasera.org tanora

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Wilson Rasamoelijaona
Vangy : 1362
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 26/08/2018 11:43
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1352