Ny masoandro mibaliaka (Wilson Rasamoelijaona)

https://tononkira.serasera.org/hira/wilson-rasamoelijaona/ny-masoandro-mibaliaka

Ny masoandro mibaliaka tsy ho lava
Io no sarim-piainantsika mora rava
Ny aizim-bolana dia mbola hamely tsy ho tana
Ilay masoandro dia indro halefy hazavàna

Ny masoandron-dohataotononkira.serasera.orgna tsy mitohy
Oram-baratra miraoka no mijohy
Irony oram-batravatra mety ho foana
Dia ririnina mihatra tsy tsaroana

Irony volana mazava
Dia mety ho semban-drahona
Ny tantely efa teo am-bava
Manjary ho vahona

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Wilson Rasamoelijaona
Mpamaky : 311
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ikalamako
Tamin'ny : 26/08/2018 09:59:41
ID : 10920

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo