Antsirabe (Wilson Rasamoelijaona)

Feo mozika mba hirimorimo
Ka tsy hianavaratra fa hianatsimo
Haka rivotra ho dongadonga
Zovy no tsy te ho tonga
Fantatrao ve, azo tsara
F'ity renivohitr’I Vakinankaratra

Ny ilaina rehetra dia misy
Miavaka mihitsy amin’ny ranovisy
Izy indrintononkira.serasera.orgdra izany zareo
Io no Antsirabe

Dia somary korodosy
Mba ho haingana ny posy
Ny masoandro efa iva
Sao tsy tratra iry Tritriva

Raha ny làlana any
no Andraikiba
....
Ry havoana telonay

Raha miomana
Hamonjy irony filomana
Soa tokoa ity tanàna
Ikorianan’ny ranomafàna

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Wilson Rasamoelijaona
Mpamaky : 199
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ikalamako
Tamin'ny : 26/08/2018 11:51:43
ID : 10919

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo