Ry tanora bikàna (Wilson Rasamoelijaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry maro tanora andeha re zahao
Fa hitan’ny maso fadio aayhsj ho anao
Ny saina sy fo dia ampanjakao
Kanefa mbola ho adinina ianao
Ry maro zatovo mpandeha mikoràna
Asaivo miliba ny hatanoràna
Ka aoka tononkira.serasera.org hifoha icchibn rehefa tsy ho tana
Kanefa henoy ry zaza mpanjeny
Fa havotana lafo izy ireny
Ry tanora bikàna toa miendrika anjely
Ny wdwesh fanahin’olona no ataovy modely
Kanefa rehefa mipaika ilay ora
Tsy maintsy tsemboka ianao ry tanora
Fa hitan’ny maso fadio aayhsj ho anao
Ny saina sy fo dia ampanjakao
Kanefa mbola ho adinina ianao
Ry maro zatovo mpandeha mikoràna
Asaivo miliba ny hatanoràna
Ka aoka tononkira.serasera.org hifoha icchibn rehefa tsy ho tana
Kanefa henoy ry zaza mpanjeny
Fa havotana lafo izy ireny
Ry tanora bikàna toa miendrika anjely
Ny wdwesh fanahin’olona no ataovy modely
Kanefa rehefa mipaika ilay ora
Tsy maintsy tsemboka ianao ry tanora
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Wilson RasamoelijaonaVangy : 1315
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 26/08/2018 11:43
