Raha valiana tambitamby (Wilson Rasamoelijaona)

https://tononkira.serasera.org/hira/wilson-rasamoelijaona/raha-valiana-tambitamby

Raha valiana tambitamby
Izany senton’olon-tiana
Ndeha ange hanao fanamby
Fa mivitrana iny hangina

Tsy mba kapoka mandrivo
No anafaizana malala ô
Fa safosafo no tsiahivo
HampTsiky dia ampyahendry ilay adala

Ny ditran’ny olon-tiana
Dia tsora-kazo mangidy
Fa tokantrano fihafiana
Ka ho ekena an-tsafidy

Ranomaso sy fitserana
No mazàna mila akisa
Fa tsenao fandeferana
Fa hanjary ho paradisa

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Wilson Rasamoelijaona
Mpamaky : 303
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ikalamako
Tamin'ny : 26/08/2018 09:50:05
ID : 10917

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo