Fianarantsoa (Wilson Rasamoelijaona)


Miaraka hanandratra feo
Mikalo, mihira zareo
Ny fo sy ny saina ekeo
Fa hidera an’ity Betsileo

Misikina avo tokoa
Mitazana vohitra soa
Ka raitra sy kanto tokoa
Izy no FianaranTsiky dia ampytsoa

Tsy tongan’ireo lalamby
Mifety ny fiarakodia
Jereo re ny jeografia
Mianatsimo ka dia malakia

Fianarantsoa raha ambara
Fianarana soa sy ny tsara
Fa lazan’ilay Gasikara
Tanàna voalaza an-tantara

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Wilson Rasamoelijaona
Mpamaky : 205
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ikalamako
Tamin'ny : 26/08/2018 11:50:54
ID : 10918

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo