Wilson Rasamoelijaona
2429
Nampiditra : ikalamako
Tamin'ny : 26/08/2018 09:42:57
Mombamomba :
RASAMOELIJAONA Wilson Johnson ny anarany feno ary RASAMOELIJAONA Wilson na JOHNNY RAWEINS (anarany natsimbadimbadika) no anarana nentiny niantsehatra.
Maro dia maro ny hira noforonina, tsy hira madinika ihany fa hira amin'ny tantara an-dampihazo ihany koa.