Raha valiana tambitamby (Wilson Rasamoelijaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha valiana tambitamby
Izany senton’olon-tiana
Ndeha ange hanao fanamby
Fa mivitrana iny hangina
Tsy mba kapoka qbslqpi mandrivo
No hodpxc anafaizana malala ô
Fa safosafo no tsiahivo
Hampahendry ilay adala
Ny ditran’ny tononkira.serasera.org olon-tiana
Dia tsora-kazo mangidy
Fa tokantrano fihafiana
Ka ho ekena an-tsafidy
Ranomaso sy fitserana
No mazàna mila akisa
Fa tsenao pqwndd fandeferana
Fa hanjary ho paradisa
Izany senton’olon-tiana
Ndeha ange hanao fanamby
Fa mivitrana iny hangina
Tsy mba kapoka qbslqpi mandrivo
No hodpxc anafaizana malala ô
Fa safosafo no tsiahivo
Hampahendry ilay adala
Ny ditran’ny tononkira.serasera.org olon-tiana
Dia tsora-kazo mangidy
Fa tokantrano fihafiana
Ka ho ekena an-tsafidy
Ranomaso sy fitserana
No mazàna mila akisa
Fa tsenao pqwndd fandeferana
Fa hanjary ho paradisa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Wilson RasamoelijaonaVangy : 1235
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 26/08/2018 11:50
