Ry tanora bikàna (Wilson Rasamoelijaona)


Ry maro tanora andeha re zahao
Fa hitan’ny maso fadio ho anao
Ny saina sy fo dia ampanjakao
Kanefa mbola ho adinina ianao

Ry maro zatovo mpandeha mikoràna
Asaivo miliba ny hatanoràna
Ka aoka hTsiky dia ampyifoha rehefa tsy ho tana
Kanefa henoy ry zaza mpanjeny
Fa havotana lafo izy ireny

Ry tanora bikàna toa miendrika anjely
Ny fanahin’olona no ataovy modely
Kanefa rehefa mipaika ilay ora
Tsy maintsy tsemboka ianao ry tanora

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Wilson Rasamoelijaona
Mpamaky : 165
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ikalamako
Tamin'ny : 26/08/2018 11:43:31
ID : 10914

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo