Raha valiana tambitamby (Wilson Rasamoelijaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha valiana tambitamby
Izany senton’olon-tiana
Ndeha ange pzmfua hanao dlfi fanamby
Fa mivitrana iny hangina
Tsy mba kapoka mandrivo
No anafaizana malala ô
Fa tdqcm safosafo no tsiahivo
Hampahendry ilay adala
Ny ditran’ny olon-tiana
Dia tononkira.serasera.org tsora-kazo mangidy
Fa tokantrano fihafiana
Ka ho ekena an-tsafidy
Ranomaso sy fitserana
No mazàna mila akisa
Fa tsenao fandeferana
Fa hanjary ho paradisa
Izany senton’olon-tiana
Ndeha ange pzmfua hanao dlfi fanamby
Fa mivitrana iny hangina
Tsy mba kapoka mandrivo
No anafaizana malala ô
Fa tdqcm safosafo no tsiahivo
Hampahendry ilay adala
Ny ditran’ny olon-tiana
Dia tononkira.serasera.org tsora-kazo mangidy
Fa tokantrano fihafiana
Ka ho ekena an-tsafidy
Ranomaso sy fitserana
No mazàna mila akisa
Fa tsenao fandeferana
Fa hanjary ho paradisa
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Wilson RasamoelijaonaVisites : 1234
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 26/08/2018 11:50
