JESOSY FIFALIAKO (Vonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mba nanana fiadanam-po
Nandeha irery aho, hatrizay
Dia nandramako avokoa izay
Rehetra noheveriko hahasoa
Nihevitra aho ny ahavita tena
Dia vpae nitombo ny ambo-po
Nizahozaho ary koa nirehareha
Saingy tsapako ihany avy eo
Ilay fiainako fa tena nankaleo
Mbola kely tononkira.serasera.org aho dia efa notaizana
Tamin’ny fivavahana
Dia nihevitra aho goips taty aoriana
Fa hoe tsy zaza intsony omiqw ara-panahy
Dia nanamari-tena
Dia nitombo ny ambo-po
Nizahozaho ary koa nirehareha
Mbola tsapako ihany avy eo
Ilay fiainako fa tena nankaleo
Fa raha nandray an’i Jesoa
Ilay fiainako nahantra teo aloha
Nanjary hira-pifaliana
No nisandratra mangina tato am-poko.
Nandeha irery aho, hatrizay
Dia nandramako avokoa izay
Rehetra noheveriko hahasoa
Nihevitra aho ny ahavita tena
Dia vpae nitombo ny ambo-po
Nizahozaho ary koa nirehareha
Saingy tsapako ihany avy eo
Ilay fiainako fa tena nankaleo
Mbola kely tononkira.serasera.org aho dia efa notaizana
Tamin’ny fivavahana
Dia nihevitra aho goips taty aoriana
Fa hoe tsy zaza intsony omiqw ara-panahy
Dia nanamari-tena
Dia nitombo ny ambo-po
Nizahozaho ary koa nirehareha
Mbola tsapako ihany avy eo
Ilay fiainako fa tena nankaleo
Fa raha nandray an’i Jesoa
Ilay fiainako nahantra teo aloha
Nanjary hira-pifaliana
No nisandratra mangina tato am-poko.
--------
Rohy:
