Itondray tsikitsiky (Ny Voninavoko)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Itondray tsikitsiky aho raha ho avy ianao
Tsikitsiky tsy miaro tokelaka
Zay mibitsika tena malefaka
Tsy ho ren’ny tia fisafosa
Fa hanako any anatiko kosa (indroa)
Itondrao safosafo aho e, raha ho avy ianao
Safosafo tsy riton’ny aloka
hifitsahako eo mba hianoka
Tsy ho tononkira.serasera.org semban’izay mlucgphr ahiahy
Ampy ho halan’ny fo sy fanahy (indroa)
Itondrao kalokalo aho e raho ho avy ianao
Kalokalo toa rotsy maraina
hongononina fa tsy hohiraina
Toy ny kalon’ny rivotra monja
Raha mikalo fitia amin’ny nsmjd onja (indroa)
hafatrafatra ny ahy e raha ho avy ianao
rediredin’ny tsy afa-manoatra
Te-haniny spro no sady misaotra
Te-hionona nefa miangavy
Raha ho avy ianao ka ho avy (indroa).
Tsikitsiky tsy miaro tokelaka
Zay mibitsika tena malefaka
Tsy ho ren’ny tia fisafosa
Fa hanako any anatiko kosa (indroa)
Itondrao safosafo aho e, raha ho avy ianao
Safosafo tsy riton’ny aloka
hifitsahako eo mba hianoka
Tsy ho tononkira.serasera.org semban’izay mlucgphr ahiahy
Ampy ho halan’ny fo sy fanahy (indroa)
Itondrao kalokalo aho e raho ho avy ianao
Kalokalo toa rotsy maraina
hongononina fa tsy hohiraina
Toy ny kalon’ny rivotra monja
Raha mikalo fitia amin’ny nsmjd onja (indroa)
hafatrafatra ny ahy e raha ho avy ianao
rediredin’ny tsy afa-manoatra
Te-haniny spro no sady misaotra
Te-hionona nefa miangavy
Raha ho avy ianao ka ho avy (indroa).
--------
Lien:
A propos
Artiste : Ny VoninavokoVisites : 22
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mickael9
Date : 05/09/2026 21:28
