Voninavoko (Ny Voninavoko)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
VONINAVOKO
Maro ny roy fa tsy tambo isaina ny vony ao an-tsaha
Ny isany mantsy tsy takatra an-tsaina fa maro mpizaha
Raha toa tanisaina isan-toko izy ireny dia be samihafa
Miavaka anefa ilay Voninavoko izay tiako hitafa
Ao irony lisy madio sy mirentina ireo mpanambady
Na verovenina na violety mijoro toa kiady
Ireo mavokely sy ireo dalia samy manana loko (mana-doko)
Fa tiako loatra ary koa tia ahy ilay voninavoko
Ny beldezoro dia tsy azoko afenina fa tena ambony
Ary manalasala ny fiandry lavenona mody tsy mony
Mpanjakan’ny hazo ireo telomiova fa toa hafa foko (hafa foko)
Tokana kosa ilay tena kofr tsy miova dia voninavoko

Ireo voninkazo voalazako teo sy tononkira.serasera.org ireo sisa rehetra
Raha maintany dia miova ny vony sy ny hery rehetra
Fa tokana kosa sy mahaleotena na dia valambalana
Ilay voninkazo iray tena kanto eny an-tanimalalaka
Ao fssdskr irony lisy madio sy mirentina ireo mpanambady
Na verovenina na violety iiecjrf mijoro toa kiady

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny VoninavokoVangy : 15530
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Grity
Daty : 30/10/2001 05:10