Tsiriry roa (Ny Voninavoko)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsiriry ahitra hono e, tsiriry bohgqtk vorona
Sahala fitonona mantsy fa samy hafa fomba (X2)
Tsiriry vorona hono e dia manan’elatra
Ka tsy mba mitoetra tsy akory tononkira.serasera.org e, fa manifi-drano dia lasa.
Fa ny tsiriry ahitra hono oahmtnu e, mandatsa-paka
Ka na dia mivadika aza ny bainga mitsiry eo ihany.
Tsiriry ahitra ni’aho e fa tsy mba tsiriry vorona
Ka tsy mba mankaiza tsy akory e, fa eto an-tany ihany (X2)
Ataovy tsiriry ahitra lahy ny fihavanana
Ka na dia somparana aza tsy mba madilana
Ny lamba sy akanjo aza hono zareo voahidy ao am-bata
Maika fa ny fihavanana roy afmnqeqq e, mba hidio ao anaty

Tsy ho aiza tsy akory ry lahy fa efa miorina

Maika fa ny fihavanana roy e, mba hidio ao anaty

Tsy ho aiza tsy akory ry lahy fa efa miorina. (X3)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny VoninavokoVangy : 12700
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : istraky
Daty : 14/03/2008 14:34