Tsy neniko nefa (Vola sy Noro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nifankatia tokoa, nahay niara-droa raha izaho sy ianao
Toa voamaso roa, iray tononkira.serasera.org vatana sy loha raha izaho sy ianao
Iza no nanampo fa hoe mbola hikoa, hikoa toa izao
Ilay rova soa izay niombonako taminao
Tsy neniko nefa lala ô ny nitia anao
Nafonja sy ngeza na dia kilalao
Voaloham-pitia toa ireo sdchgl nofy tsara
Rava hwhipdv satria tsy mbola anjara
Hira sy feom-baliha, nahay niara-dia raha izaho sy ianao
Salanitra ery, nidola samy tia raha izaho sy ianao
Kanefa tsy hitahita, hay vary niha-ritra lay fitia toa kamory
Niaraha-nilomano ’lay voronkely mamo resin-tory
Tsy neniko nefa ...
Nazoto nifanjohy toa tsy hifankafoy raha izaho sy ianao
Sahala siasia, nitovy karajia raha izaho sy ianao
Kinanjo tsy nitohy, tantara fohy dia fohy toa tsindriandrian-jaza
’Lay santatra malala, nisariana adala lany manja
Tsy neniko nefa ...
Tonony sy feony: Paul Dason
Nandrindra: Harry jejehlc

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Vola sy NoroVangy : 12652
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hertix
Daty : 27/02/2006 18:13