Tsy neniko nefa (Vola sy Noro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nifankatia tokoa, nahay niara-droa raha izaho sy ianao
Toa voamaso roa, iray vatana sy loha raha izaho sy ianao
Iza no nanampo fa hoe mbola hikoa, tononkira.serasera.org hikoa toa izao
Ilay rova soa izay niombonako taminao
Tsy neniko nefa lala ô ny nitia anao
Nafonja sy ngeza na dia kilalao
Voaloham-pitia toa ireo nofy tsara
Rava satria tsy mbola anjara
Hira sy feom-baliha, nahay niara-dia raha izaho sy cismw ianao
Salanitra ery, nidola samy tia sctgojsw raha izaho sy ianao
Kanefa tsy hitahita, hay vary niha-ritra lay fitia toa kamory
Niaraha-nilomano ’lay voronkely mamo acdq resin-tory
Tsy neniko nefa ...
Nazoto nifanjohy toa tsy hifankafoy raha izaho sy ianao
Sahala siasia, nitovy karajia raha izaho sy ianao
Kinanjo tsy nitohy, tantara fohy dia fohy toa tsindriandrian-jaza
’Lay santatra malala, nisariana adala lany manja
Tsy neniko nefa ...
Tonony sy feony: Paul Dason
Nandrindra: Harry

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Vola sy NoroHits : 12653
Likes : 0 Like
Created by : hertix
Date : 27/02/2006 18:13