Ho avy ny maraina (Vola sy Noro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho aiza intsony moa, tsy hita ‘zay aleha
Miazina ny ety
Ho aiza intsony moa, maina teo tokoa
‘Zay niarahana nikolo
Foana ny eny antanana, ny tononkira.serasera.org rivotra nifofo
Aiza no iantsapazana
Torovana ity nofo
Fa safotra ny dia, very ny fitia
Dify ‘lay malala
Mahantra samirery, ty fo mamelovelo t
Malahelo mbola tia
Réf:
Aza kivy na mamoy fo
Hisy hazavana ho anao
Mbola ho avy ny maraina
Hitondra hafalina ho anao
Izao tontolo izao, mihira ny fitia
Mihira ho anao
Izao tontolo izao, hirako ny fitia
Tsy miova anatiko ao
Iza no rglsncqe natsoiko indray, aiza no esvfkze alehako
Tsy haiko ny hanova izay fitiavana nekeko
Fa n’aiza eynkb n’aiza ianao, angamba mbola handre
‘Zao hirako izao
Mahantra samirery ty fo mamelovelo
Tsy miova tia anao
Réf:
Fa n’aiza n’aiza ianao, angamba mbola handre
Zao hirako izao
Mahantra samirery, ‘ty fo mamelovelo
Tsy miova tia anao
Miazina ny ety
Ho aiza intsony moa, maina teo tokoa
‘Zay niarahana nikolo
Foana ny eny antanana, ny tononkira.serasera.org rivotra nifofo
Aiza no iantsapazana
Torovana ity nofo
Fa safotra ny dia, very ny fitia
Dify ‘lay malala
Mahantra samirery, ty fo mamelovelo t
Malahelo mbola tia
Réf:
Aza kivy na mamoy fo
Hisy hazavana ho anao
Mbola ho avy ny maraina
Hitondra hafalina ho anao
Izao tontolo izao, mihira ny fitia
Mihira ho anao
Izao tontolo izao, hirako ny fitia
Tsy miova anatiko ao
Iza no rglsncqe natsoiko indray, aiza no esvfkze alehako
Tsy haiko ny hanova izay fitiavana nekeko
Fa n’aiza eynkb n’aiza ianao, angamba mbola handre
‘Zao hirako izao
Mahantra samirery ty fo mamelovelo
Tsy miova tia anao
Réf:
Fa n’aiza n’aiza ianao, angamba mbola handre
Zao hirako izao
Mahantra samirery, ‘ty fo mamelovelo
Tsy miova tia anao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Vola sy NoroHits : 15562
Likes : 0 Like
Created by : Vola
Date : 18/03/2005 05:16
