Aza kivy (Vola sy Noro)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fantatro  ianao fa malahelo mitady hitomany
Nefa hoy aho
Hoy aho mangina
Moa tsy fantatrao  ve fa  ny onjan’ny azsiy ankason’ity tany
Ka  ialao ny hakiviana
Eny  henoko ianao fa nofinitaka malala
O  henoko
Avelao izay tsy  tia raha te hisintaka hiala
Any ny fo
Ao fa hiova
Fiainana ity
Ranomaria

Fantatro ianao fa nokaikerin’ny amboa kely tiana
Hany ianao,  ka very tononkira.serasera.org fanahy
Nefa na izany aza  aleo ny eritreritra no ariana
O mitrakà
Fa lehilahy
Efa nataonao izay rehetra azonao natao
Nefai iindrisy
Ilay fitia  jgfpu neverina ho doria nankaiza izao
Rava tsy nisy
Nefa hoy aho
Mantsy ianao
Ny saina atanjao
Fantatro  ianao fa malahelo mitady hitomany
Nefa hoy aho
Hoy aho mangina
Moa tsy fantatrao  ve fa  ny onjan'ny ankason’ity tany
Ka ialao ny hakiviana

Tsy  ianao irery koa ange
No mijaly toy izao
Maro ireo tra-pahoriambe
Eny mafy noho ny ianao

Ka fitia no  nandratrana anao
Ao fitia ihany koa
Ny ho avy fanafodinao
Dia  ho udulx adino ireo taloha

Fantatro  ianao fa nokaikerin’ny amboa kely tiana
Hany ianao ka very fanahy
Nefa na izany aza aleo ny eritreritra no ariana
O mitrakà
Fa lehilahy
O mitrakà
Fa lehilahy
O mitrakà
Fa lehilahy
………………

--------
Lien:
Commentaires
hery ( 31/07/2019 23:22)
Misaotra fa hay mbola tsy tato ity hira ity
Jj.be ( 02/08/2019 20:34)
Tsara fa toizo e,zahay mankafia sy manaraka hatrany
Jj.be ( 02/08/2019 20:36)
Tsara fa toizo e,zahay mankafia sy manaraka hatrany
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Vola sy Noro
Visites : 4487
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : trimobe
Date : 30/07/2019 10:33
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0274