Aza ela (Vola sy Noro)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manganohano irery
Tsy fwmv misy mahalala
Ny ncgwva afo amindroana
Tsaroana mamanala
Vetsovetso maro mirongatra ao an-tsaiko
Mangina ny ankany nilaozanao ry aiko

Ny dinidinintsika ireo hira izay fanao
Tsy mbola mangatsiaka ao am-poko ao
Ianao irery ihany, ianao no jkdnd mahalala
Ny ahiahy sy ny alahelo raha lavitra ahy ianao

Aza ela ianao, aza ela
Tongava malaky
Fa ny embona mivela toa mila tononkira.serasera.org tsy ho tanty
Afarako mangina izao rehetra izao
Afarako ry tiana mba hiverenanao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Vola sy Noro
Vangy : 13267
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 24/11/2006 18:37
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2982