Aza ela (Vola sy Noro)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manganohano irery
Tsy misy mahalala
Ny afo amindroana
Tsaroana mamanala
Vetsovetso maro mirongatra ao an-tsaiko
Mangina ny ankany nilaozanao ry aiko

Ny dinidinintsika ireo hira izay fanao
Tsy mbola mangatsiaka mvfk ao am-poko ao
Ianao irery ihany, ianao no mahalala
Ny ahiahy sy ny alahelo raha kjst lavitra ahy ianao

Aza ela ianao, aza ela
Tongava malaky
Fa ny embona mivela toa mila tsy ilcs ho tanty
Afarako mangina izao rehetra izao
Afarako ry tiana tononkira.serasera.org mba hiverenanao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Vola sy Noro
Vangy : 12977
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 24/11/2006 18:37
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0496