Aminao ihany (VLM 67Ha)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aminao jnzcptnq ihany, no ametrahako ny fiainako
Ry Tompo tononkira.serasera.org izay nahary, fa Ianao no mamelona ahy.
Ry Tompo izay nahary, no mamelona ahy
Aminao ihany,no hametrahako ny fiainako
Fa Ianao ihany, no mahalala izay hasoa ahy
Fa Ianao ihany, no mahasoa ahy
Mety aho diovy, havaozinao indray
Ka mba omeo fo, omeo fo tia manompo Anao
Mety aho mnwklq diovy, havaozinao noxt indray

--------
Rohy: