Aminao ihany (VLM 67Ha)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aminao ihany, no ametrahako ny fiainako
Ry Tompo izay nahary, fa Ianao no mamelona ahy.
Ry Tompo izay tononkira.serasera.org nahary, no mamelona ahy
Aminao ihany,no hametrahako ny fiainako
Fa Ianao ihany, no mahalala izay xfoyie hasoa ahy
Fa Ianao ihany, no mahasoa ahy
Mety aho diovy, havaozinao indray
Ka mba omeo fo, ytfafdnq omeo fo tia manompo Anao
Mety aho diovy, havaozinao indray
Ka mba omeo fo, omeo apvd fo tia manompo Anao

--------
Link: