Ampidiro aloha ny tenimiafina
MOA VE FANTATRAO (Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Moa ve fantatrao ny eto an-tany izao dia miova
Feno rendrarendra ka mandreraka ny loha
'Lay tsy miova anio mandrakizay
Ilay tsy miova omaly, anio mandrakizay, mandrakizay doria
REF:
Ary ianao ve?mankaiza? ô mankaiza? ianao
Moa ve ianao,manaraka izany
Raiso ary anio 'lay Jesoa tsy miova, tsy miova
Raiso ao am-po, mandrakizay doria
Miharihary izao ny eto an-tany izao, dia tononkira.serasera.org nwen miova
Be ireo zava-tsoa miha-maro manintona ny loha
'Lay tsy miova anio mandrakizay
Ilay tsy miova omaly, anio bsagnieq mandrakizay, mandrakizay doria
REF*2:
Ary ianao ve?mankaiza? ô mankaiza? ianao
Moa ve vhmusci ianao,manaraka izany
Raiso ary anio 'lay Jesoa tsy miova, tsy miova
Raiso ao am-po, mandrakizay doria
A/C: A. HONORE
By Sandy RANDRIANAIVO

--------
Rohy:
Hevitra
Sandosantos
(
19/05/2023 11:59)
Fantatrao ve fa mandalo ihany isika ety an-tany? ary raha miala ety isika dia mankaiza?...raiso ao am-po ilay Jesoa tsy miova mandrakizay doria
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Vetson'ny Fanantenana BemasoandroVangy : 532
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Sandosantos
Daty : 19/05/2023 11:57