MOA VE FANTATRAO (Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Moa ve fantatrao ny eto an-tany izao dia miovaFeno rendrarendra ka mandreraka ny loha
'Lay tsy miova anio mandrakizay
Ilay tsy miova omaly, anio mandrakizay, mandrakizay doria
REF:
Ary ianao ve?mankaiza? ô mankaiza? ianao
Moa ve ianao,manaraka izany
Raiso ary anio 'lay Jesoa tsy miova, tsy miova
Raiso ao am-po, mandrakizay doria
Miharihary izao ny eto an-tany izao, dia miova
Be ireo zava-tsoa miha-maro manintona ny loha
'Lay tsy miova anio mandrakizay
Ilay tsy miova omaly, anio mandrakizay, mandrakizay doria
REF*2:
Ary ianao ve?mankaiza? ô mankaiza? ianao
Moa ve ianao,manaraka izany
Raiso ary anio 'lay Jesoa tsy miova, tsy miova
Raiso ao am-po, mandrakizay doria
A/C: A. HONORE
By Sandy RANDRIANAIVO
--------
Lien:
Commentaires
Sandosantos
(
19/05/2023 11:59)
Fantatrao ve fa mandalo ihany isika ety an-tany? ary raha miala ety isika dia mankaiza?...raiso ao am-po ilay Jesoa tsy miova mandrakizay doria
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Vetson'ny Fanantenana BemasoandroVisites : 236
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Sandosantos
Date : 19/05/2023 11:57