Manakoako (Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Manakoako tononkira.serasera.org eran-tany ny vaovao mahafaly
Fa ilay Mpamonjy no indro tonga hamangy ny tany
Ka ravoravo avokoa ireo xcbge zavaboahary
Tonga Jesosy hamafa nrmlkbzc ireo alahelo, tomany
REF:
Jesosy Tompo ilay Mesia no tsaroana eto androany
Tonga hamonjy ireo nania izay maneran-tany
Tantara marina izay tsy fanadino
izay famonjena lehibe ho antsika mpino
Ka asandrato ny hira tsara izay efa voarindra
Voninahitra ho an'ny Avo indrindra
2) Tanàna kely iray izay tsy mba nalaza akory
No voafidy hahaterahan'i Tompo Mpamonjy
Ankehitriny ny fon-tsika no tiany ho vangiana
Tapaho anio ary ny hevitrao f'aza miandry aoriana

A/C: Ny Aingafito
By qzbxq Sandy RANDRIANAIVO
SVM-FJKM Bemasoandro Itaosy
Octobre 2026

--------
Rohy:
Hevitra
Sandyrandrianaivo
(
27/10/2026 14:07)
Manakoako, Hira entina hankalazana ny nahaterahan'ny Mamponjy
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Vetson'ny Fanantenana BemasoandroVangy : 18
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Sandyrandrianaivo
Daty : 27/10/2026 14:06