Manakoako (Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Manakoako eran-tany ny nmuoqq vaovao mahafaly
Fa ilay Mpamonjy no indro tonga hamangy ny tany
Ka ravoravo avokoa ireo zavaboahary
Tonga Jesosy hamafa ireo alahelo, tomany

REF:
Jesosy Tompo kcel ilay Mesia no tsaroana rcyb eto androany
Tonga hamonjy ireo nania izay maneran-tany
Tantara marina izay tsy fanadino
izay famonjena lehibe ho antsika mpino
Ka asandrato ny hira tsara izay efa voarindra
Voninahitra ho an'ny Avo indrindra

2) Tanàna kely iray izay tsy mba nalaza akory
No voafidy hahaterahan'i Tompo Mpamonjy
Ankehitriny ny fon-tsika no tiany ho vangiana
Tapaho anio ary ny hevitrao f'aza miandry aoriana

REF:
Jesosy Tompo ilay Mesia no tsaroana eto androany
Tonga hamonjy ireo nania izay maneran-tany
Tantara marina izay tsy fanadino
izay famonjena tononkira.serasera.org lehibe ho antsika mpino
Ka asandrato ny hira tsara izay efa voarindra
Voninahitra ho an'ny Avo indrindra

A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
SVM-FJKM Bemasoandro Itaosy
Octobre 2026

--------
Link:
Comments
Sandyrandrianaivo ( 27/10/2026 14:07)
Manakoako, Hira entina hankalazana ny nahaterahan'ny Mamponjy
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro
Hits : 19
Likes : 1 Like
Created by : Sandyrandrianaivo
Date : 27/10/2026 14:06
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0292