KANEFA RAY TSITOHA (Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Tompo rohxuej ô nahoana moa?
No mbola misy ireo mifandratra fo?
Tsy mitsahatra manenjika ahy
Manozona ahy mba ho rendrika

REF :
Ianao nilaza fa mila mangina aho
Fa Ianao no hiady ho hjwnvao ahy
Kanefa Ray Tsitoha, mafy re ny manjo
Ka tononkira.serasera.org tsy tsindriko ny fo

2)Tompo ô nahoana kay?
Raha toa ka hatsahatra amin'izay
'zao tafiotra mahery izao
Fa mila ho fefika ny sambonay

REF:
Ny alon-drano sy ireo bibidia
Samy te handrombaka ahy
Kanefa Ray Tsitoha mba hamindrao fo
Ka vonjeo ity zanakao

Ianao nilaza fa mila mangina aho
Fa Ianao no hiady ho ahy
Kanefa Ray Tsitoha, watr mafy re ny manjo
Ka tsy tsindriko ny fo

A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO

--------
Rohy:
Hevitra
Sandosantos ( 11/05/2023 12:24)
Izaho no hiady hoy Jehovah fa ianareo kosa hangina??
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro
Vangy : 890
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Sandosantos
Daty : 11/05/2023 12:23
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2348