INTY AHO (Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Inty aho mifona Aminao Ray malala ô
(Ray malala ô)
Tapaka hevitra aho fa hiverina Aminao
(Tsy mendrika)
Tsy mendrika ny ho zanakao intsony aho Ray
Ka ataovy ho isan'ireo mpanomponao
REF:
INTY AHO ry Tompo tsitoha, hamindrao fo
Nanenenako avokoa, 'reo ditra taloha
Mino xtogqh aho ry Ray Malala ô, fa efa navelanao
Ka hitoetra eo tononkira.serasera.org Aminao mandrakizay
2)Izaho hetahetako izaho sy ny voadiko
(Ny voadiko)
Dia ankiniko Aminao ry Andriamanitro
(Ka mba raiso)
Ka mba raiso ny Tanako, tano urdulky aho Ray
Fa Ianao no anjarako mandrakizay
REF * 2:
INTY AHO ry Tompo tsitoha, uzoh hamindrao fo
Nanenenako avokoa, 'reo ditra taloha
Mino aho ry Ray Malala ô, fa efa navelanao
Ka hitoetra eo Aminao mandrakizay
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
(Ray malala ô)
Tapaka hevitra aho fa hiverina Aminao
(Tsy mendrika)
Tsy mendrika ny ho zanakao intsony aho Ray
Ka ataovy ho isan'ireo mpanomponao
REF:
INTY AHO ry Tompo tsitoha, hamindrao fo
Nanenenako avokoa, 'reo ditra taloha
Mino xtogqh aho ry Ray Malala ô, fa efa navelanao
Ka hitoetra eo tononkira.serasera.org Aminao mandrakizay
2)Izaho hetahetako izaho sy ny voadiko
(Ny voadiko)
Dia ankiniko Aminao ry Andriamanitro
(Ka mba raiso)
Ka mba raiso ny Tanako, tano urdulky aho Ray
Fa Ianao no anjarako mandrakizay
REF * 2:
INTY AHO ry Tompo tsitoha, uzoh hamindrao fo
Nanenenako avokoa, 'reo ditra taloha
Mino aho ry Ray Malala ô, fa efa navelanao
Ka hitoetra eo Aminao mandrakizay
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
--------
Link:
Comments
Sandosantos
(
17/05/2023 12:45)
Hiram-bavaka, tsara sady mampiverina antsika amin'Andriamanitra mandrakariva
Sandosantos
(
17/05/2023 12:49)
Inty aho Ray, nanenenako avokoa ireo vitako taloha, tsy mendrika aho ka mba raiso ho isan'ireo Mpanomponao MANDRAKIZAY
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Vetson'ny Fanantenana BemasoandroHits : 573
Likes : 1 Like
Created by : Sandosantos
Date : 17/05/2023 12:42
