INONA NO HAVALIKO (Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
INONA NO HAVALIKO?
Inona no havaliko Anao ry Jesoa Tompo hytrf
Noho ny soa 'zay efa tononkira.serasera.org nomenao hatramizay
Tsy tambo isaina wmjlcymq isan'andro isa-maraina
Ny fahasoavana natosakao ry Ray
REF:
Tsy nojerenao akory ny hadalàna vitako
Fa ny voninahitrao no hitako
Tsy misy ataoko rehareha afa-tsy ny fisinao
Hiderako Anao ny andro sisako
Ny mbola angatahako Aminao ry Jesoa Tompo
Dia ny hanomezanao ahy fo mahay mitia
Ka tsy hankahala fa hanome 'zay jrxf tena tsara
Na ireo mpanenjika na mpankafy
REF:
Tsy nojerena akory ny hadalàna vitako
Fa ny voninahitrao no hitako
Tsy misy ataoko rehareha afa-tsy ny fisinao
Hiderako Anao ny andro sisako
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO

--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : Vetson'ny Fanantenana BemasoandroVangy : 1306
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Sandosantos
Daty : 10/10/2023 12:03